Blaogin'i Lalasoa

Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!

Io fitiavana io ihany no mahatonga izany ...

mampi2003 | 28 Janoary, 2008 21:25

Misy zavatra tsara noho ny fitiavana ve? Ny tena marina: Tsy mila tadiavina izy, rehefa tadiavina ny fitiavana dia tsy hita mihitsy. Rehefa tsy eritreretina tonga ho azy. Marina io! Avy eo toy ny isan’andro: mifampikarakara, miaina ny anio, ny eto sy ny androany, aza mipetraka handrafitra ny ho avy – raiso araka izay mitranga ny fiarahana fa tsy arak’izay mety/tokony/tiana/tsy maintsy hitranga. Ankafizo miaraka amin’ ilay tiana ny anio!

Tora-bato miverina

mampi2003 | 25 Janoary, 2008 11:36

Aleo asiana hirahira kely ahatsiarovana an'i Mama indray. Sa ahoana?

 

Mahay mifampiahy

mampi2003 | 14 Janoary, 2008 21:49

Indray andro, hono, nisy ankizilahy mora tezitra.
Nomen-drainy harona kely feno fantsika izy ka nilaza taminy ny rainy hamantsika fantsika iray eo amin’ny tambohon-dry zareo isaky ny tezitra. Ny andro voalohany, fantsika 37 no voafantsiny. Herinandro maromaro taty aoriana nianatra nifehy ny hatezerany izy ary nihena isan’andro ny isan’ny fantsika napetany. Voamariny fa mora kokoa ny mamehy hatezerana noho ny mamantsika eo amin’ny tamboho. Nony farany tonga ny andro tsy namantsihany na fantsika iray akory aza satria tsy tezitra mihitsy izy nandritra ny tontolo andro. Dia notantarainy an-drainy izany ka hoy rainy hoe: Maninona indray raha manongotra fantsika iray isaky ny tsy tezitra hianao isan’andro? Dia nandeha teny ny andro. Tonga àry ny fotoana hilazany amin-drainy fa tsy misy na fantsika iray intsony aza eo amin’ny tamboho.Dia noraisin-drainy ny tanany ka notantanany ho eny amin’ny tamboho izy. Dia hoy rainy: Tsara ny nataonao, anaka, saingy jereo daholo ange ireo lavaka eo amin’ny tamboho nefa tsy nisy ireo mihitsy teo taloha e!Rehefa milaza zavatra noho ny hatezerana hianao dia mamela ratra sahala amin’ireo mihitsy. Toy ny manatsatoka antsy iray amin’olona dia manala izany indray.
Tsy mampaninona ny hoe impiry hianao no mangataka famelana ... efa nitranga ilay ratra. Ny ratra ateraky ny teny tsy mahafinaritra dia maharary mitovy amin’ny ratra ara-batana.

Bonne et heureuse année!

mampi2003 | 04 Janoary, 2008 10:29

Misy firarian-tsoa mahafatifaty voaraiko ity ampitaiko aminareo koa. Dia Bonne Année daholo e! 

Bonne et heureuse année à tous ceux qui n’ont rien dans les bras que les battements tristes et gratuits, dont les yeux brillent de toutes les larmes retenues; dont le front résonne de coups atroces et silencieux, dont les paroles ne traduisent plus les pensées, parce que ces pensées sont douloureuses,

Bonne et heureuse année à tous ceux dont les actes ne sont plus que des symboles, dont les attitudes sont pétries de courage qui redressent le dos pour cacher leur peine, qui marchent seuls pour marcher droit, mais qui marchent,

Bonne et heureuse année à tous les humains brisés, à tous ceux qui ne font pas ce qu’
ils aiment, et à tous ceux qui aiment ce qu’ils ne disen
t pas,

À tous ceux que vous frôlez le sachant bien, et  à tous ceux qui vous frôlent, ne le sachant même pas,

Bonne et heureuse année à tous ceux qui portent en eux les blessures vraies, un immense néant fait de tous les arrachements,

Bonne et heureuse année à ceux dont c
’est la dernière et qui s’en doutent, et à ceux dont c’est la dernière et qui ne s’en doutent pas,

 
À ceux qui
n
’ont pas la force d’y penser, et à ceux qui n’ont  pas la faiblesse de l’avouer,

À ceux qui n’
osent pas vous regarder parce que leur regard peut-être les trahirait, et qui veulent garder pour eux seuls, leurs terribles secrets,
 
Bonne et heureuse année à  ceux qui sourient pour voiler le chagrin de leur âme; badinent pour masquer la grimace de leurs c
oeurs ; crient
pour taire la panique de leurs yeux ; jouent la comédie pour ne pas assombrir des vies,

Bonne et heureuse année à certains heureux aussi que j’
oubliais, à ceux qui portent leur tête, leur coeur et leur âme aussi légèrement qu’un poids d’hélium,


Bonne et heureuse année à ceux que le plaisir égare et ce que le sang charrie tout l’
idéal, car pour eux suffit l’apparence charnelle de la vie,

Bonne et heureuse année enfin à ceux qui possèdent le détachement de
l’
esprit, et à ceux qui soignent les corps ou les âmes, à ceux dont le coeur bat généreusement, et à ceux qui luttant pour la justice, veulent
établir le règne de la paix,

À tous ceux qui sont purs dans leur pensée et leur amour,

BONNE ET HEUREUSE ANNEE A VOUS TOUS QUI DONNEZ UN SENS DIVIN A L
’HUMANITE.

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb