Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!
mampi2003 | 04 Jolay, 2008 22:44
Androany aho vao naheno ny hoe: "Ny mpiady tsy misy mpampionona dia ho tonga any Antaninarivo". Efa in'efatra, in-dimy aho mamerina mamaky azy fa tsy azoko mihitsy hoe inona àry ny dikan'izany? Ohabolana malagasy ve izany sa hainteny? Misy mahafantatra ny tian'izany ambara ve ianareo?
Mba mety nahita ambara ihany aho raha hoe: "Ny mpiblaogy tsy misy vola dia ho tonga any Roma" ![]()
Mitady ny lafatra ka
tsy mety afa-po!
Izay ny fiainana,
mikaroka ny mahasoa
sy ny mahafinaritra.
Rehefa tsy ato amin'ny
www.metrobloggen.se/lalasoa aho izany
dia manatevina ny ato amin'ny
www.everyoneweb.fr/lalasoa indray
| « | Jolay 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | ||
| 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 |
| 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 |
| 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 |
| 27 | 28 | 29 | 30 | 31 | ||