Blaogin'i Lalasoa

Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!

Ahoana 'nareo amin'izao?

mampi2003 | 21 Febroary, 2008 20:17

Mameno zaoridira fotsiny!

mampi2003 | 18 Febroary, 2008 10:04

Inona mihitsy àry ny tena foto-kevitr’itony mpandefandefa spam itony? Ny tsy fantatr’izy ireny, vao maharay an’ireny aho, tonga dia SUPPR. Tamin’iny herinandro iny, fanahy iniako tsy novonoina tanteraka fa nangoniko tao amin’ny ’poubelle’. Efa maherin’ny 80 no voangoko. Raha tena izy, tena izy, efa maimbo zaoridira be tato tahaka izay.

 

...

mampi2003 | 14 Febroary, 2008 11:03

                                                                                                     Blackstreet boys

Nahoana àry?

mampi2003 | 11 Febroary, 2008 23:07

Mamaky karazana blaogy aho dia lasa ho azy ny saiko fa ny zavatra resahin'ny maro dia ny mitranga @ fiainana, ny asa, fianarana, fianakaviana, ny eny an-dalana..., ny heviny, sy teny be dia be saingy tena vitsy dia vitsy ny milaza ny fihetseham-pony. Mahamarika izany ve hianareo? Nahoana no sarotra ny mampiseho ny fihetseham-po?

Alakamisy mahafinaritra!

mampi2003 | 07 Febroary, 2008 19:38

Soa ihany fa alakamisy androany, zoma rahampitso dia week—end indray!

 Oeee dia hijery …

 

… amin’ny asabotsy! (Iza no mahalala?) 

Mandeha ny ora sy fotoana fa tsy misy zava-bita e! Toy izany koa ve hianareo? Ny ahy hofaranako hirahira isan-karazany mahafinaritra ity alakamisy ity dia dôdô tsara avy eo!

Mirary soa daholo ô!

 
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb