Blaogin'i Lalasoa

Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!

Categorie: Ankapobeny

Raha mankafy Lôla

... ary mino fa misy ny Mpiahy!  

An!?

Eto indray fa olombelona!

:-)

Tantara mampihomehy 2

Tao amin'ny dokoteram-pianakaviana iray no niseho ny tantara: - Tena efa nahavita fandrosoana betsaka ianao dokotera! Fony tanora rehefa mankaty aho dia tsy maintsy alàna daholo ny akanjoko hozahanao, ankehitriny mitranga lela fotsiny sisa dia fantatrao ny aretina mahazo ahy!

Raha mankafy Gavalda

Fialan-tsasatra ny andro ka mahafinaritra ny mamaky boky. Iza no efa namaky ny bokin'i Anna Gavalda ianareo? Misy teny vitsivitsy notsoahiko avy tamin'ny bokiny " Je l'aimais " ireto mba hahaliana anareo ny hamaky azy. " Chez moi, on se touche, on s'embrasse comme...
1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb