Categorie: Ankapobeny
Dedaka kely aho nahita ny wikipedia amin'ny teny malagasy. Efa miezaka marina mihitsy isika ka! Fa tokony hanampy tosika haingana ireo Malagasy mahafehy ny teny mba hahatafatsangana azy io tsara sy ho azo ampiasaina isan'andro. I Hery (Tsiky dia ampy!) no tazako mikofokofoka ao ka...
Belle!
Efa ora maro izao aho no nipetraka teto. Tsy vitako ny raharaha ato an-trano fa ilaozako mamaky ny blaoginareo J Hadisoanareo daholo izao! Nahafinaritra ny androany fa tena tsy maintsy hiala eto aho dia mba hanao ny fanaon’ny reny rehetra rehefa week-end! Sady te-hijery film...
Hifarana sahady ny taona ary tsy vitsy no hamonjy mariazy indray ato ho ato. Rehefa miaraka/mivady ny olona roa matetika dia mifidy hira ho azy manokana mifandraika amin’ny tantaram-pitiavan’izy roa, matetika hiraina na andihizana ny andron’ny mariazy. Hira...
Raha toa indraindray ka nitondra tsy nety sy diso tamin’ny zanaka isika ray aman-dreny: mitenena azafady. Fony mbola kely isika dia nampirisihina foana hiala tsiny sy hiteny azafady. Nony lehibe, mahalana isika vao miala tsiny na dia fomba tsara anehoana fanajana aza...