Categorie: Ankapobeny
Efa folo andro mahery sahady aho izao no tsy nanoratra teto. Inona anefa no hosoratako? Hmm, ny zavatra tsara telo nataoko androany: 1. Nahandro sakafo tsara ka nazoto homana ny ankizy rehefa avy nianatra: pâtes miaraka amin'ny sauce crème fraîche sy...
Voninkazo ho an'i Mama! Sitràna soa haingana. Hotahian'Andriamanitra! Mieritreritra anao foana!
Mamaky ny blaogin'ny namana hafa rehetra ato aho ka miaiky mihitsy fa misy manana fahalalana betsaka momba ny fivavahana sy ny Baiboly. Anisan'ny andinin-teny tsaroako matetika momba ny fitiavana ny Isaia 49:15 "Mety manadino ny zanany minono va ny vehivavy Ka tsy...
Mankasitraka ny rehetra nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka ity blaogy ity no voalohan-dahatsoratra. Ho ambinin-java-manasatra daholo anie! Sambatra ny mahay mifanampy!