Categorie: Ankapobeny
Nisy mpizaha tany tonga tany Afrika, hono, nanontany tompon-tany iray raha misy 'requin' ny rano aty. Dia nahazo antoka izy fa tsy misy 'requin' any. Nony tena teny amoron-drano izy ary efa niroboka mihitsy dia tsy natoky indray ka niantsoantso mafy be: - Tena marina ve fa...
Androany aho vao naheno ny hoe: "Ny mpiady tsy misy mpampionona dia ho tonga any Antaninarivo". Efa in'efatra, in-dimy aho mamerina mamaky azy fa tsy azoko mihitsy hoe inona àry ny dikan'izany? Ohabolana malagasy ve izany sa hainteny? Misy mahafantatra ny...
25 jona 2008: cyberfety-ko faharoa. Vokatry ny cyberfety voalohany dia tsapako mila manao fanatanjahan-tena ny atidohako fa tsy mahita izay atsimo sy avaratra amin'ilay resaka internet aho. Ny soa fianatra koa e, hitako tsara tarehy tsinona ny MySpace-n'ikalamako (efa...