Categorie: Ankapobeny
"Ny namana ihany tokoa no lasa fahavalo" hoy i Tokinao izay. Fa dia nihodina aho ka nihodina fa dia voatanan'ny ordi teto adiny firy? Kisendrasendra nahavaky ity forum ity aho mantsy dia namadika ka namadika teto. Raha nofeheziko izay novakiako dia izao: 1/ tsy tia...
- Iza, rankizy no naka ilay ariary zato napetrako teto ambony latabatra teto? - ... - Iza ho'aho no naka ilay ariary zato napetrako teto? - Angamba inflation ry Dada!
Vola, vola, vola, vola, vola, vola ... raha tsisy vola tsy misokatra ny vava (hihinana ny sakafo naloa vola) raha tsisy vola tsy misokatra ny varavarana (hivoaka ny trano handany vola) raha tsisy vola tsisy varavarana nosokafana akory (hitady hofan-trano!) raha tsisy vola ... ......