Categorie: Ankapobeny
Ity hira ity dia atolotro ho an'i Dada feno taona androany; mahafinaritra ahy ny maheno azy iny mihirahira; mino aho fa hihira ity hira tiany ity any ho any izy na tsy henoko aza ny feony noho ny elanelan-tany! ANY HO ANY Any ho any , any ho any, izay ilay havako Manina azy...
Bien sûr j'ai d'autres certitudes J'ai d'autres habitudes Et d'autres que toi sont venues Les lèvres tendres les mains nues Bien sûr, bien sûr j'ai murmuré leur nom J'ai caressé leur front Et j'ai...
Vita fety dia miandry fety! Rehefa nanazava ny fetin’ny reny tamin'ireto ankizy aho dia hoy ilay zokiny enin-taona: ”Ary rahoviana ry Neny ny fetin’ny ankizy? Satria raha misy fety ho an’ny dada sy ny mama dia tokony misy koa ho an’ny ankizy!”...
Tsy olana io amin’ny tany mandroso, hoy ny fitenin-jatovo any amintsika. Fa tafintohina ihany ny tena nahita ity sary ity tamin’ny gazety. Ny amerikana no nahita an’izao ary manomboka hiparitaka eto koa (100 isam-bolana eo no lafo tato anatin’ny...
Raha atomboka amin'izao ve ny alatsinainy mbola ho andro mafy ihany?