Blaogin'i Lalasoa

Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!

Categorie: Ankapobeny

Citation du jour

Rehefa kamokamo  tahak’izao alahady maraina izao aho dia mamakimaky citations amin’ny Internet no mahafinaritra ahy hanome faharisihina handia ny tontolo andro. < Ne vous emmerdez plus, emmerdez les autres > EVENE Izay vao tena nifoha aho avy namaky ilay...

Ako

Niara-nitsangatsangana tamin-drainy teny an-dohasaha ity ankizilahy kely. Tampotampoka teo, tafintohina izy ka nianjera naharary. Aaaaayy! hoy izy niantso. Gaga izy raha nahare ny feony ihany namerina hoe: Aaaaayy! Te-hanamarina izy ka niantso indray hoe: Iza hianaaao? Nahazo valiny avy...

Fivarotan-tena

Sendra mpanao enquête aho omaly, mpianatra any amin'ny oniversite (psychologie) hanoratra thèse. Anisan'ny fanontaniana be dia be napetrany ny hoe " Aminao, tokony horaràna eto Suède ve ny 'prostitution'? " Marihiko fa eto azo atao ny...

Io anarana io

Manahirana ny vahiny ny manonona ny anarako. Be dia be ny fanononan-dry zareo azy io diso: [lalasola], [lalaosa], [lasolasa], [lasola] … Mahasorena ahy tamin’ny voalohany saingy lasa zatra aho rehefa ela ny ela. Omaly izay kely ny tsy nahatapaka ny tsinaiko nahita ilay ankizy...

Tsy maty fa matory

Tohina tokoa mahare ny fahalasanan'i Romule. Ho ahy manokana, tsy maty izy fa matory. Ny fahatsiarovana ny vazivaziny sy tsikitsikiny ary ny kalokalony dia mitoetra mandrakizay. Atolotro eto ny hirany tiako indrindra: Tsy handrebireby anao Raha nivily ka namangy Amin'ny andro...
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb