Blaogin'i Lalasoa

Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!

Categorie: Ankapobeny

Jolene, Jolene, Jolene, Jolene!

by Dolly Parton

Aza ampijaliana ny tenintsika

Dia faly mitondra ny anjara b i riky (fa tsy boriky) amin’ity lalao lapino ity ny tenako. Tena ilaina ny fampahatsiahivana ny fitsipiky ny teny m alagasy tahaka izao. Ireto àry misy vitsivitsy fampias an tsika saika isa n’a ndro nefa diso i na matetika.   Afa...

Koike

Anisan'ny mpihira malagasy kanto i Koike. Lasalasa tato am-bavako ity hirany ity androany tontolo ka zaraiko aminareo.

Tsy izao Paka izao ihany!

Sahala amin'ny pôlitika, tsy dia tiako loatra ny miresaka fivavahana. Samy manana ny fandikany sy fandraisany zavatra mantsy ny olona ary matetika fifampitsikerana sy fifanimbana no betsaka imasoana noho ny fanitsiana ny hadisoana fototra. Tsy mahadiso anefa angamba ny manipy teny...

Ny lehilahy sy ny couches

«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb