Categorie: Ankapobeny
Be atao aho anio ka adinoko ny nijery horoscope-ko androany. Izao vita daholo ny atao vao tsaroako ka izao no novakiako: Votre Humeur : Le poids des soucis pèsera sur vos épaules. Ne vous effondrez pas, tout s'arrangera très...
Dia mbola fitovian-jo ihany no irin'ny vehivavy amin'izao 08 marsa izao! Rahoviana no ho tanteraka?
Intelo nampiditra ilay rohy mankamin'ilay hira aho fa tsy mety foana. Gaga anefa aho mahita hafatra avy amin'i news2dago avy amin'ilay lahatsoratra. Hany heriko, ato izy no napetrako! Mazotoa daholo!
Ny fomba sy fanao dia ny lehilahy no mangata-bady izay tiany halaina, ary na amin'ny fotoana inona na inona tiany hanaovana izany. Eto Suède, ny 29 février ihany no mahazo mangata-bady ny vehivavy. Isaky ny efa-taona satria tsy isan-taona no misy 29 febroary. Mety...
Taraiky be mihitsy aho an! Efa mamadibadika ny blog-nareo jejoo rehetra aho vao azoko fa hay izay taggée dia manoratra ny profil-ny fito avy! sa ahoana ny fandehany r'ikalamako? dia aleo ny lafy ratsin'ny akanjo no aseho satria na io zipon-dry 30 cm io aza misy lafy ratsiny koa,...