Categorie: Ankapobeny
Inona mihitsy àry ny tena foto-kevitr’itony mpandefandefa spam itony? Ny tsy fantatr’izy ireny, vao maharay an’ireny aho, tonga dia SUPPR. Tamin’iny herinandro iny, fanahy iniako tsy novonoina tanteraka fa nangoniko tao amin’ny ’poubelle’. Efa...
...
Mamaky karazana blaogy aho dia lasa ho azy ny saiko fa ny zavatra resahin'ny maro dia ny mitranga @ fiainana, ny asa, fianarana, fianakaviana, ny eny an-dalana..., ny heviny, sy teny be dia be saingy tena vitsy dia vitsy ny milaza ny fihetseham-pony. Mahamarika izany ve hianareo?...
Soa ihany fa alakamisy androany, zoma rahampitso dia week—end indray! Oeee dia hijery … … amin’ny asabotsy! (Iza no mahalala?) Mandeha ny ora sy fotoana fa tsy misy zava-bita e! Toy izany koa ve hianareo? Ny...