Blaogin'i Lalasoa

Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!

Categorie: Ankapobeny

Io fitiavana io ihany no mahatonga izany ...

Misy zavatra tsara noho ny fitiavana ve? Ny tena marina: Tsy mila tadiavina izy, rehefa tadiavina ny fitiavana dia tsy hita mihitsy. Rehefa tsy eritreretina tonga ho azy. Marina io! Avy eo toy ny isan’andro: mifampikarakara, miaina ny anio, ny eto sy ny androany, aza mipetraka...

Tora-bato miverina

Aleo asiana hirahira kely ahatsiarovana an'i Mama indray. Sa ahoana?  

Mahay mifampiahy

Indray andro, hono, nisy ankizilahy mora tezitra. Nomen-drainy harona kely feno fantsika izy ka nilaza taminy ny rainy hamantsika fantsika iray eo amin’ny tambohon-dry zareo isaky ny tezitra. Ny andro voalohany, fantsika 37 no voafantsiny. Herinandro maromaro taty aoriana...

Bonne et heureuse année!

Misy firarian-tsoa mahafatifaty voaraiko ity ampitaiko aminareo koa. Dia Bonne Année daholo e!   “ Bonne et heureuse année à tous ceux qui n ’ont rien dans les bras que les battements tristes et gratuits, dont les yeux brillent de...

Ny any amintsika

Voaravaka hazonoely sy jiro isan-karazany aty fa handray krismasy indray. Mifamezivezy ny olona mividy kilalao sy fanomezana. Manomana ny handaniany ny andro maromaro tsy hiasana. Mamalifaly tena toy ny hoe hifarana tsy ho ela ny fiainana. Fa izaho kosa manina ny...
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb