Blaogin'i Lalasoa

Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!

Mieritreritra anao

mampi2003 | 10 Aogositra, 2007 11:09

Voninkazo ho an'i Mama!

Sitràna soa haingana. Hotahian'Andriamanitra!

Manitra

Mieritreritra anao foana!

Hevitra

Re: Mieritreritra anao

Hery | 10/08/2007, 11:26

Mirary fahasalamana haingana ho an'izay marofirofy koa aho.

Re: Mieritreritra anao

dadarabe | 10/08/2007, 12:20

dadarabe

Mirary fahasalamana ho an'i mamanao.

DadaRabe

Re: Mieritreritra anao

ikalamako | 10/08/2007, 12:42

mirary soa be dia be !

Misaotra indrindra ô!

Lalasoa | 10/08/2007, 23:09

Misaotra anareo mirary soa sy fahasalamana ho azy aho no mirary soa miverina ihany koa! :-)

Lalasoa

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb