Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!
mampi2003 | 25 Aogositra, 2007 22:42
Tsaroako matetika ity hira ity tato ho ato. Tsy fantatro ny lohateniny sady tsy fantatro ny mpihira azy nefa haiko tsianjery ny tonony :-)
Satria, hoy ny fanantenako, Rehefa any am-pasa-mangina No hisy hilazalazako Ny miafina rehetra ao am-poko. Ilay endriko maloka teny ? Tsy ambarambarako anao, Raha tsy efa vovoka, eny, Izao vatako tazana izao. Ny zava-mahory ny saiko Tsy ambarambarako anao, Raha tsy efa voaraikoIlay fiainana iray vaovao.
Lalasoa | 27/08/2007, 10:09
Misaotra simp a!
ikalamako | 27/08/2007, 23:28
rehefa ny antitra no mampiady kalo, ny antitra antitra ihany o,izany hoe ny kalon'ny fahiny kalon'ny fahiny ihany...
Mitady ny lafatra ka
tsy mety afa-po!
Izay ny fiainana,
mikaroka ny mahasoa
sy ny mahafinaritra.
| « | Novambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | ||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
| 30 | ||||||
Re: Kalon'ny fahiny
simp | 26/08/2007, 22:04
Tsy ambarako anao,
jereo eto
tena manja be fa mbola tsisy ao @ rvg...
cheers,