Blaogin'i Lalasoa

Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!

Hira mitantara fiainana

mampi2003 | 11 Novambra, 2007 12:10

Hifarana sahady ny taona ary tsy vitsy no hamonjy mariazy indray ato ho ato. Rehefa miaraka/mivady ny olona roa matetika dia mifidy hira ho azy manokana mifandraika amin’ny tantaram-pitiavan’izy roa, matetika hiraina na andihizana ny andron’ny mariazy. 

Hira inona no mahalaza ny tantaram-pitiavanareo?

Hevitra

Re: Hira mitantara fiainana

ikalamako | 12/11/2007, 00:29

hira italien izay : "l'emozione non ha voce" an'i Adriano Celentano (l'émotion n'a pas de voix), na dia "ny itiavako anao" an'i Bessa no nanokafana ny lanonan'ny andron'ny fanambadiana :-)

hir!

harilova | 12/11/2007, 11:16

harilova

Ny ahy le hira italiana iray izay koa hoe : "Re di Gloria" an'ny RnS hoe "Ho incontrato...te e ogni cosa in me è cambiata"... (adikan'ny hira sasany malagasy hoe : hatramin'ny nahalalako anao... dia niova ny fiainako" saingy ny olana dia hoe cambiata (niova) in meglio (ho tsara) sa in peggio (ho ratsy!)

Re: Hira mitantara fiainana

ikalamako | 12/11/2007, 11:57

harilova : lol

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb