Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!
mampi2003 | 17 Novambra, 2007 11:10
Efa ora maro izao aho no nipetraka teto. Tsy vitako ny raharaha ato an-trano fa ilaozako mamaky ny blaoginareo J Hadisoanareo daholo izao!
Nahafinaritra ny androany fa tena tsy maintsy hiala eto aho dia mba hanao ny fanaon’ny reny rehetra rehefa week-end! Sady te-hijery film Madagascar hono ny ankizy! They like to move it, move it! Hm ilaozako hianareo ka Bon week-end daholo!DadaRabe | 17/11/2007, 12:07
Ha ! ha ! ha !
Tena toran'ny hehy aho ry Lalasoa ! marina moa !
Bon WE é!
DdRb
simp | 17/11/2007, 23:35
raha blaogy no mitana
dia tsy mba fahotana
fa reglement an'ny fahasalamana :)
physically fit, physically fit
physically, physically, physically... 8)
Lalasoa | 18/11/2007, 22:45
Jereo fa izao izao vao hatory fa dia mihodina dia mihodina ato, sa hoe mi-clic dia mi-clic ato, dia lasa ny ora sy fotoana.
Mazotoa manoratra daholo dia mirary herinandro mahafinaritra indray!
Mitady ny lafatra ka
tsy mety afa-po!
Izay ny fiainana,
mikaroka ny mahasoa
sy ny mahafinaritra.
| « | Novambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | ||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
| 30 | ||||||
Re: Hadisoanareo izao!
ikalamako | 17/11/2007, 11:43
aza dia manao an'io kosa e, an-taigna samy taigna ange no eto e !
Bon week-end re,
Bon move it move it !