Blaogin'i Lalasoa

Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!

Izay mankafy Garou!

mampi2003 | 28 Novambra, 2007 13:20

Belle!

Hevitra

Re: Izay mankafy Garou!

ikalamako | 28/11/2007, 17:54

belle be fa misaotra e !

Re: Izay mankafy Garou!

Maraina | 29/11/2007, 05:12

Fahotana be!

Re: Izay mankafy Garou!

tsikisariaka | 29/11/2007, 09:30

Maika ery aho hoe Garou fa izaho isan'ny mpakafy mihitsy, nefa taitra aho amin'ny antsoin'i Maraina hoe Fahotana be ! izaho anefa tsy mahavaky ilay izy ny eto amiko (.....)
Dia mangetaheta ambony lakana, liana nefa tsy afaka.

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb