Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!
mampi2003 | 14 Janoary, 2008 21:49
Indray andro, hono, nisy ankizilahy mora tezitra.

Lalasoa | 14/01/2008, 22:28
Misaotra amin'ny toraka voninkazo, Tokinao a!
Na ny blaoginao koa aza vita tena kanto! Mirary soa!
ikalamako | 14/01/2008, 22:52
misy hotsakotsakoina akia a !
Lalasoa | 15/01/2008, 17:33
Hozy aho mantsy ny ankizy rehefa milalao hanina ao am-bava hoe: Tsakoina dia atelina!
sipagasy | 15/01/2008, 20:31
koa dia aleo hatelina izany ireo teny ireo fa tena voatsako ela tokoa annn,
mahafinaritra e! tohizo hatrany
harilova | 17/01/2008, 21:23
saika hanoratra lahatsoratra momba ny ekomenisma aho izao dia naleoko nday tsy natao fa sao manatsoaka fantsika amin'ny hafa eo indray!!!
Ny eo aza toa vao mainka hampiana kay mo!
Tratry ny taona Lalasoa
Lalasoa | 17/01/2008, 22:16
Tsiambaratelon'ny fo azo notakarina iny izany, ry Harilova a!
Mirary taona sambatra ho anao koa!
Mitady ny lafatra ka
tsy mety afa-po!
Izay ny fiainana,
mikaroka ny mahasoa
sy ny mahafinaritra.
| « | Novambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | ||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
| 30 | ||||||
Manaôna ô
Tokinao | 14/01/2008, 22:17
Misaotra re ô. hitako koa ny tononkalonao tany @ blaogy sasany fa dia tena manan-talenta re enao. Misaotra mizara e