Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!
mampi2003 | 25 Janoary, 2008 11:36
Aleo asiana hirahira kely ahatsiarovana an'i Mama indray. Sa ahoana?
sipagasy | 25/01/2008, 20:02
tiako koa akia izy io kouuh, efa nalaiko nataoko ao @ blaogiko koa hihihhi
bizz e! mankasitraka hatrany!
Te-hijery | 25/01/2008, 22:56
Ato @ blaogy.com ve ilay site-n'i sipagasy?
ikalamako | 25/01/2008, 23:31
mba hanao avocat-n'i sipagasy aho fa sao mbola elaela izy vao miverina, any amin'ny blaogytebokaorg izy akia a !
hihihi, (dia mba mametraha kely ry sipagasy an)
Te-hijery | 26/01/2008, 09:42
merci kalamako a!
Mitady ny lafatra ka
tsy mety afa-po!
Izay ny fiainana,
mikaroka ny mahasoa
sy ny mahafinaritra.
| « | Novambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | ||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
| 30 | ||||||
Re: Tora-bato miverina
ikalamako | 25/01/2008, 13:57
mankasitraka foana raha vao misy mandroso Voahangy :-)