Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!
mampi2003 | 28 Janoary, 2008 21:25
ikalamako | 28/01/2008, 23:10
izay mihitsy ! Tsy tadiavina, tsy vidiana, tsy forcer-na izy io.
lehilahytsyresy | 29/01/2008, 05:22
xxx | 29/01/2008, 16:04
Tsy tadiavina ahoana e? Na ao amin'n Baiboly aza mampitady e,
resaka fotsiny izany fa na inona na inona fihetsiky ny fo tadiavina hatrany ny fitiavana ary tsy maintsy tadiavina sy kolokoloina fatratra. tsy misy fitiavana tonga ho azy! jereo le milaza fa tia ka nilikliky dia eny ambony hazo no niafarany. Amen
ikalamako | 29/01/2008, 16:40
ka rehefa tsy tonga izy ve hanaoana annonce kosa ary ! Tonga ho azy eny izy kah, fa anjaran'ny tsirairay mahalala hoe izay ilay fitiavana ilainy sy andrandrainy na tsia, dia rehefa azo kosa dia kojakojaina sy kolokoloina. Zaho indray aloha tsy mahalala na mampitady kosa ny Baiboly e, ka raha eo indray aho dia tsy miady hevitra (zavatra tsy hay tsy hibitabitahana), fa ny andavanandro iainana no mampiteny ahy izany.
aiza | 29/01/2008, 21:35
Ny novakiako tao @ Baiboly kosa r'ireto dia hoe: I Kor 7 : 27.
aiza | 30/01/2008, 20:44
I Kor 7:27 milaza hoe: Manambady va hianao? Aza mitady izay hisarahana. Tsy manambady va hianao? Aza mitady vady!
DadaRabe | 01/02/2008, 13:48
Io Fitiavana io ihany
No Nahatonga izany
Fantatrao fa mbola tia aho
Fantatrao fa mbola babo aho
Hoy Nono mpihira
Mitady ny lafatra ka
tsy mety afa-po!
Izay ny fiainana,
mikaroka ny mahasoa
sy ny mahafinaritra.
| « | Novambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | ||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
| 30 | ||||||
Re: Io fitiavana io ihany no mahatonga izany ...
simp | 28/01/2008, 21:45
amen
mahereza e!
simp