Blaogin'i Lalasoa

Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!

Alakamisy mahafinaritra!

mampi2003 | 07 Febroary, 2008 19:38

Soa ihany fa alakamisy androany, zoma rahampitso dia week—end indray!

 Oeee dia hijery …

 

… amin’ny asabotsy! (Iza no mahalala?) 

Mandeha ny ora sy fotoana fa tsy misy zava-bita e! Toy izany koa ve hianareo? Ny ahy hofaranako hirahira isan-karazany mahafinaritra ity alakamisy ity dia dôdô tsara avy eo!

Mirary soa daholo ô!

 

Hevitra

sambatra ianao

harilova | 07/02/2008, 20:57

harilova

Sambatra re ianao miandry week end mba hakana aina! izaho sy ny Cameriere (garçon/bar sy restaurant) no mitovy asa rehefa week end!
Dia farano amin'ny hirahira mba ho hery ho anay e.
Le nalefan'i pissoa io hoe no nanam-potoana nandika io vavaka io!

Re: Alakamisy mahafinaritra!

ikalamako | 07/02/2008, 21:42

ikalamako

harilova : ndryyyyyyy tsy mampanelo ianao fa hampaherezina hahavita be amin'io sahanao io koh !
lalasoa : hatraty io miandry figadonan'ny WE io hialana voly (fa matetika voly be no azo koh !!!)

misaotra e

harlv | 07/02/2008, 21:55

Ka samy mahazo voly izany ko! nareo mam'bool moa izahay mamboly!
hihihi
Dia samia mahereza e

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb