Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!
mampi2003 | 14 Febroary, 2008 11:03

Blackstreet boys
sazykely | 14/02/2008, 12:41
eto am blaogy aki tsisy lonely zany a
ikalamako | 14/02/2008, 13:39
lonely no tsara noho ny mal accompagné tsinona!
Lalasoa | 14/02/2008, 15:47
Izay aloha dia marina tsy irery eto sady tsy mal accompagné!
pissoa | 14/02/2008, 19:46
Hi hi - tiako be io hira io !
(Ohatran'ny hoe maningana izany ny hevitra apetrako mais bon ... hi hi)
sazykely | 15/02/2008, 09:37
pissoa: ts io le ira tian sé ka fa le anona iny e lol
Mitady ny lafatra ka
tsy mety afa-po!
Izay ny fiainana,
mikaroka ny mahasoa
sy ny mahafinaritra.
| « | Novambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | ||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
| 30 | ||||||
why?
ho ahy | 14/02/2008, 11:13
oay?