Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!
mampi2003 | 18 Febroary, 2008 10:04
Inona mihitsy àry ny tena foto-kevitr’itony mpandefandefa spam itony? Ny tsy fantatr’izy ireny, vao maharay an’ireny aho, tonga dia SUPPR. Tamin’iny herinandro iny, fanahy iniako tsy novonoina tanteraka fa nangoniko tao amin’ny ’poubelle’. Efa maherin’ny 80 no voangoko. Raha tena izy, tena izy, efa maimbo zaoridira be tato tahaka izay.
ikalamako | 18/02/2008, 13:12
ny ahy (s)pams no haiko :-)
ikalamako | 21/02/2008, 18:18
lalasoa,
lamaody hono izao ny mi-taggy ka taggé indry izany - hihihi
jereo tao
kiss beuuuuh (ikalamako.org io)
Mitady ny lafatra ka
tsy mety afa-po!
Izay ny fiainana,
mikaroka ny mahasoa
sy ny mahafinaritra.
| « | Novambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | ||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
| 30 | ||||||
spam! p'sam
naples | 18/02/2008, 11:42
tena p'sam no haiko ry lalasoa a!
Aza alefa aty amnay fa ny zaoridira aza aty tsy hita izay hanaovana azy! 300milles tonnes hoe no halefa any Allemagne am ty herinandro ity!
dia mbola hampiana sipa'm dia ho tonga firy taonina?