Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!
mampi2003 | 03 Martsa, 2008 19:26
Intelo nampiditra ilay rohy mankamin'ilay hira aho fa tsy mety foana. Gaga anefa aho mahita hafatra avy amin'i news2dago avy amin'ilay lahatsoratra.
Hany heriko, ato izy no napetrako! Mazotoa daholo!
DadaRabe | 06/03/2008, 02:56
MIsy hira tiako amin'i Elvis fa tsy mahafantatra be loatra aho.
Dia nihaino ilay hira nalefanao é!
Mitady ny lafatra ka
tsy mety afa-po!
Izay ny fiainana,
mikaroka ny mahasoa
sy ny mahafinaritra.
| « | Novambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | ||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
| 30 | ||||||
Re: Raha mankafy Elvis!
news2dago | 04/03/2008, 14:06
De lasa aiza ilay lahatsoratra e! kony