Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!
mampi2003 | 13 Martsa, 2008 22:43
Be atao aho anio ka adinoko ny nijery horoscope-ko androany. Izao vita daholo ny atao vao tsaroako ka izao no novakiako:
| Votre Humeur : | ||||
| ||||
| ||||
| |||
Fa dia manoratsora-poana àry ve ireny mpanoratra horoscope ireny sa ahoana fa dia zavatra tsy miady amin'ny androaniko mihitsy no lazainy!? In-365 isan-taona aho no mivoady tsy hamaky an'ireny nefa in-365 isan-taona aho mamaky ilay izy foana! In-365 isan-taona aho manontany tena hoe: Miteniteny foana àry itony sa ahoana mihitsy?
![]()
DadaRabe | 13/03/2008, 23:03
Fitadiavam-bola é!
Lalasoa | 14/03/2008, 09:23
Raha mandany 1 minitra isan'andro aho izany mamaky sy mieritreritra horoscope dia 365 minitra isan-taona no laniko amin'io: adiny enina isan-taona!
harilova | 14/03/2008, 14:11
lalasoa, sao mba tsy eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra aloha no misy ny horoscope e? Manahy manko aho fa eo anelanelan'ny angano sy ny nofy no misy azy!
maingoka angaha i Lalasoa?
Tandremo sao ratsy fiafara ohatry ny scorpion de mada ary e!
Lalasoa | 15/03/2008, 07:51
Marina ny fanamarihanao, Harilova a! :-) Maingoka i Lalasoa! :-( Tsy haiko ny fiafarana fa ny fiatombohana efa ratsy rahateo! Izay no hikatsahana ny tsara sy ny lafatra! :-D
Mitady ny lafatra ka
tsy mety afa-po!
Izay ny fiainana,
mikaroka ny mahasoa
sy ny mahafinaritra.
| « | Novambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | ||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
| 30 | ||||||
Re: Mandrebireby fotsiny!
ikalamako | 13/03/2008, 22:54
in-365 jours ny mpanao horoscope no chomeur raha tsy msy mamaky izy ireny