Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!
mampi2003 | 15 Martsa, 2008 16:57
lehilahytsyresy | 16/03/2008, 10:13
Ka mamoufna bé kosa kouh...
:-)
[Mba vazivazy ny ahy e...]
Lalasoa | 17/03/2008, 07:49
Dadarabe> Tsy hay aloha na rain-jaza na tonton e!
lehilahytsyresy>
Tsy mbola mamofona kosa raha dia mbola kely tahaka ireo e!
ikalamako | 17/03/2008, 13:34
eo ny lehilahy ilay mody miala pas hoe "ataovy fa matahotra aho handray ilay zaza fa ohatran'ny fragile be !"
mdrr
Mitady ny lafatra ka
tsy mety afa-po!
Izay ny fiainana,
mikaroka ny mahasoa
sy ny mahafinaritra.
| « | Novambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | ||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
| 30 | ||||||
Re: Ny lehilahy sy ny couches
DadaRabe | 15/03/2008, 19:00
Lalasoa à mba tsy rain-jaza kosa angamba ireo é! :-)