Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!
mampi2003 | 27 Martsa, 2008 16:57
Anisan'ny mpihira malagasy kanto i Koike. Lasalasa tato am-bavako ity hirany ity androany tontolo ka zaraiko aminareo.
simp | 27/03/2008, 22:15
mba mijery an'i brillante kosa e 8)
Helisoa | 29/03/2008, 03:46
Mahafatifaty kely ileroa !
Namaky ny tononkalonao aho fa kanto e !
Mankasitraka
Vangio ato koa misy tononkalo vitsivitsy
http://www.freewebs.com/ramantantara
http://rahelys.unblog.fr
youpiii | 29/03/2008, 13:40
ho ho :ber28
Mitady ny lafatra ka
tsy mety afa-po!
Izay ny fiainana,
mikaroka ny mahasoa
sy ny mahafinaritra.
| « | Novambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | ||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
| 30 | ||||||
Re: Koike
ikalamako | 27/03/2008, 18:25
aoka akia lalasoa fa mbola kilalao mbola ho lava anie ny eto amin'ny blaogy dia ho fisarahana sahady ve no hiraintsika ? hihihi
Misaotra fa manja io e