Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!
mampi2003 | 04 Mey, 2008 10:09
Rehefa kamokamo
tahak’izao alahady maraina izao aho dia mamakimaky citations amin’ny Internet no mahafinaritra ahy hanome faharisihina handia ny tontolo andro.
< Ne vous emmerdez plus, emmerdez les autres > EVENE
Izay vao tena nifoha aho avy namaky ilay citation! ![]()
harilova | 04/05/2008, 14:19
je t'emmerde!
aaraka le citation nasainao novakiana io sao sosotra eo a!
satria pour moi tu fais partie des autres
news2dago | 04/05/2008, 15:06
aza manody izy izany ry lalasoa
Lalasoa | 04/05/2008, 15:19
ha ha iny indray no tsy nampoiziko! :-)
Aleo ary ahitsiko e:
> Ne m'emmerdez plus, emmerdez les autres! < :-D
ikalamako | 04/05/2008, 15:53
aoka tsy hifanome litika amin'ny andro alahady an !
simp | 04/05/2008, 16:11
tafita kosa ny hafatra eee
u made my day :)
tay be waaa :b:b:b:b
lap | 05/05/2008, 17:22
=))
- Aoka mba hifanaja an! :-P
- Hifanaja ny tay
pissoa | 05/05/2008, 18:17
Simp sy Lap : ha ha ha ha ha.
kdaombaramita | 06/05/2008, 16:56
Feeling hafa kely ny anao ! Ny alahady tsy mahakamo ahy satria natao hialan-tsasatra ka raha toa ka emmerdement no entinao io andro io dia ....!!!!!! gravy be ny ao aminao ! hi hi hi !
Mitady ny lafatra ka
tsy mety afa-po!
Izay ny fiainana,
mikaroka ny mahasoa
sy ny mahafinaritra.
Rehefa tsy ato amin'ny
www.metrobloggen.se/lalasoa aho izany
dia manatevina ny ato amin'ny
www.everyoneweb.fr/lalasoa indray
| « | Aogositra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | |||||
| 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
| 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
| 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
| 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
| 31 | ||||||
Re: Citation du jour
pissoa | 04/05/2008, 14:18
Merdeeuuu !
(Hi hi - Bedy ve za ry Lalasoa ? )