Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!
mampi2003 | 12 Mey, 2008 10:10
Raha atomboka amin'izao ve ny alatsinainy
mbola ho andro mafy ihany?

pissoa | 12/05/2008, 19:07
Maintikely : hi hi hi !
Miasa Alahady dia lasa tsy mafy ny Alatsinainy :-P
simp | 12/05/2008, 23:50
fraise ve io sa in?
Lalasoa | 13/05/2008, 21:44
Fraises ireo, simplex a! Efa lanin'ny hazavan'ny ordi angamba ny masonareo!
simp | 13/05/2008, 23:29
:)
tsy dia mafy loatra ny atalatako ;-)
mevassoa | 14/05/2008, 06:52
Vao alatsinainy ve dia atomboka amin'io koa tsy hahazo firy kilao mandra-pahatapitry ny herinandro ?
Lalasoa | 14/05/2008, 22:35
mevassoa a, ary ahoana ilay hoe ... rehefa matavy tian'ny olona, omby mahia tsy lelafin'ny namany?
kdaombaramita | 19/05/2008, 16:10
Mevassoa < marina ny anao, alatsinainy mahafinaritra, herinandro manala jabora !
Mitady ny lafatra ka
tsy mety afa-po!
Izay ny fiainana,
mikaroka ny mahasoa
sy ny mahafinaritra.
Rehefa tsy ato amin'ny
www.metrobloggen.se/lalasoa aho izany
dia manatevina ny ato amin'ny
www.everyoneweb.fr/lalasoa indray
| « | Jolay 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | ||
| 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 |
| 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 |
| 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 |
| 27 | 28 | 29 | 30 | 31 | ||
Re: Alatsinainy mahafinaritra
maintikely | 12/05/2008, 15:36
Mety tsy ho andro mafy fa andro mampatavy!lol
mampilendalenda koa ilay izy :)