Blaogin'i Lalasoa

Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!

Fety, fety, fety

mampi2003 | 26 Mey, 2008 10:52

Vita fety dia miandry fety!

Rehefa nanazava ny fetin’ny reny tamin'ireto ankizy aho dia hoy ilay zokiny enin-taona:

”Ary rahoviana ry Neny ny fetin’ny ankizy? Satria raha misy fety ho an’ny dada sy ny mama dia tokony misy koa ho an’ny ankizy!”

Dia nolazaina azy fa ny 01 jona ny andron’ny ankizy, horaka tsy misy tahaka izany:

”Ooeeee! Dia inona ny cadeau-ko amin’io ry Neny?” 

Eo indrindra isika izao! Undecided

Hevitra

Re: Fety, fety, fety

ikalamako | 26/05/2008, 10:55

hihihi !

Re: Fety, fety, fety

Kdaombaramita | 26/05/2008, 14:04

Ny andro fahatsiarovana ny nahaterahan'i Tompo Jesosy no natao andro fetin'ny ankizy. Mbola ho ela akia ry Baokely ny fetin'ny ankizy raha izany knou ! ;-)

Re: Fety, fety, fety

simp | 26/05/2008, 16:58

Lego bricks omena anazy sao mba mety...
sa tonga d le Lego Creator @ PC :) mba brancher-na IT ny ankizy dieny mbola kely haha

Re: Fety, fety, fety

simp | 26/05/2008, 16:58

Fa ny tena olana zao mbola ho tadidiny le daty @ herin-taona kle :P

Re: Fety, fety, fety

Lalasoa | 26/05/2008, 17:29

:-D

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb