Blaogin'i Lalasoa

Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!

Zava-bita japoney

mampi2003 | 03 Jiona, 2008 14:33

Hevitra

Re: Zava-bita japoney

lehilahytsyresy | 03/06/2008, 17:07

Tsara ny manita-tsaina e. hihihi.
Tsara alaina tahaka ny zava-mahasoa toa ireo.
Hoy ilay ohabolana Malagasy hoe: "Ny soa ro fiagnatsa".

Re: Zava-bita japoney

kdaombaramita | 03/06/2008, 21:54

kdaombaramita

Ilay matory mitsangana no tena milay ! Dormir sur un lit vertical moa ?!!!

Re: Zava-bita japoney

ikalamako | 03/06/2008, 23:02

toa ohatran'ny mivika kely hoa rizareo indraindray e ! hihihi

Re: Zava-bita japoney

lehilahytsyresy | 04/06/2008, 07:23

dommage hoe tsy mi-existe amin' ny fiainana andavanandro ireo fa raha tsy izany dia mba nandramako.
:-)

Re: Zava-bita japoney

pissoa | 04/06/2008, 20:13

Le elo no tena milay. amizay tsy voan'ny rano-potaka na hirifatra tahaka ny inona aza ny daba mandalo. ha ha ha.

Re: Zava-bita japoney

simp | 05/06/2008, 16:30

Le matory mitsanga otran'ny mampatahotra ra misy sekosy le train kle :)
sao d mila ceinture na otr'zany...

Re: Zava-bita japoney

lehilahytsyresy | 05/06/2008, 17:14

simp==> ka ho fiarovana amin' ilay sekosy ao anaty train mihitsy no nanaovana an' ilay satroka menamena misy ventouse. (cf. ilay sary farany ambony.)
:-)
hihihi

Re: Zava-bita japoney

simp | 05/06/2008, 18:39

lhltsrs,

neveriko hoe tsy koi na rendrika aza no tena nilana an'iny... samy mety doly :)

Re: Zava-bita japoney

sitlo | 06/06/2008, 20:13

sitlo

ilay publiphone XD :)) :))

(sarotro)

Odryyyy !

kdaombaramita | 07/06/2008, 21:43

kdaombaramita

Ary ilay paty sintonin'ny elisy tonga dia mifandrirorirotra be tsy ilana forsety intsony fa tonga dia arapaka indray mihinana daholo @ izay ! Ha ha ha !

lhltrs : tsy any anaty bus no ampiasana ilay satroka misy vantozy fa entina rehefa misy fivoriana any ampiasana.

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb