Blaogin'i Lalasoa

Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!

Iza, rankizy?

mampi2003 | 17 Jiona, 2008 10:11

- Iza, rankizy no naka ilay ariary zato napetrako teto ambony latabatra teto?

- ...

- Iza ho'aho no naka ilay ariary zato napetrako teto?

- Angamba inflation ry Dada!

Hevitra

Re: Iza, rankizy?

ikalamako | 17/06/2008, 11:40

ikalamako

:-) soa fa ny inflation fa efa natahotra aho sao dia hisy hanendrikendrika indray ny sakamaintiko, mdr

Re: Iza, rankizy?

Lalasoa | 17/06/2008, 12:57

ha ha iny ndray no tsy hitako

Re: Iza, rankizy?

lehilahytsyresy | 17/06/2008, 14:18

Nankaiza ny tanteliko teto ô ?
Lanin' ny vitsika ô.
:-)

Re: Iza, rankizy?

news2dago | 17/06/2008, 14:22

news2dago

fetsy be le ankizy marina! fanina indray lalasoa!lol

Re: Iza, rankizy?

simp | 17/06/2008, 14:38

ny ankizy ankehitrio...
... tsy toy ny taloha :)

Re: Iza, rankizy?

Kdaombaramita | 17/06/2008, 15:43

Ary ilay hoe :
- Lalasoa, pourquoi tu étais absente hier ?
- Narary aho Ramose.
- En français Lalasoa.
- Nalade aho ramose !

Re: Iza, rankizy?

pissoa | 17/06/2008, 18:17

ha ha ha

Re: Iza, rankizy?

Lalasoa | 17/06/2008, 19:55

hi hi hi

Re: Iza, rankizy?

ikalamako | 17/06/2008, 22:56

je nalade omalu
je malade androany
je halade rahampitso izany ilay konzigezon...

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb