Blaogin'i Lalasoa

Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!

Ny niandohan'ny teny hoe 'mpifanolo-bodirindrina'

mampi2003 | 24 Jiona, 2008 11:11

Hevitra

Re: Ny niandohan'ny teny hoe 'mpifanolo-bodirindrina'

jentilisa | 24/06/2008, 11:15

Fa angaha moa tany andafy ilay teny? lol

lol

harilova | 24/06/2008, 11:39

harilova

loza tsy mifanolotra io re ry Lalasoa fa manolotra e!
Ny iray mitazana fotsiny
sao hanao pub kappa eo indray hanazavana ny niandohany!!
lol
toa malolo-bodian-drindrina io fa tsy mifalolo vody an-drindrina!
an-drindrina moa ami'ny faritany sasany any halatrano no dikany!
asa re!

lol be

DotMG | 24/06/2008, 13:02

Ary efa hitan'i Lalasoa moa ny niavian'ny teny hoe gidany?

http://dotmg.blaogy.org/2008/06/23/raha-toa-moa-ka-gidany/

Re: Ny niandohan'ny teny hoe 'mpifanolo-bodirindrina'

ikalamako | 24/06/2008, 13:07

portnawak !
mdr

Re: Ny niandohan'ny teny hoe 'mpifanolo-bodirindrina'

ikalamako | 24/06/2008, 13:10

ary teny tsy tonga amin'ny farany ilay izy ry lalasoa satria :
mpifanolo(tra) + vodi + rindrina(nefa dia tsy natolotra ity farany ity) ==> mifanolo-bodi fotsiny io
tpt

lol

harilova | 24/06/2008, 13:16

harilova

Ikalamako> tsy hoe tsy tonga volana io satria raha ny rindrina no mifanolo-body dia vodin-drindrina no tsipelina tena izy!
Dia hadihadio hoe maninona no raha vao resa-body dia tsy manaraka tsipelina ? vodihazo, vodirindrina, vodiakoho, vodiondry...
nefa ny lohany, tsy misy afa-tsy loholona no tsy manaraka tsipelina! sao hahita lohalika eo koa!
lol

Do something !

lehilahytsyresy | 24/06/2008, 13:46

Tsy ratsy indray ilay sary an. hihihi... Mety miaraka tsara amin' ilay motto hoe:
"Don't just stand there ! *u** me ! "

Re: Ny niandohan'ny teny hoe 'mpifanolo-bodirindrina'

simp | 24/06/2008, 14:06

lhltrs,

lol

ready or not, here I come ozy le razoky :lol:

Re: Ny niandohan'ny teny hoe 'mpifanolo-bodirindrina'

Lalasoa | 24/06/2008, 14:41

Ntss kosa lasa resaka mivaona 'ndray ilay izy!

Re: Ny niandohan'ny teny hoe 'mpifanolo-bodirindrina'

news2dago | 24/06/2008, 15:01

ary ratsy toetra izany olona mifanalobody zany an!

Re: Ny niandohan'ny teny hoe 'mpifanolo-bodirindrina'

pissoa | 24/06/2008, 19:05

lol

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb