Blaogin'i Lalasoa

Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!

Ianareo lehilahy, hono

mampi2003 | 25 Jiona, 2008 08:43

Hevitra

lol

harilova | 25/06/2008, 09:38

Dia ianareo vehivavy ve le inona? le hohanina sa manakory?
manahirana ihany manko fa si on parle de vie sexuelle, voakasika koa ny vehivavy!!!!
Dia a l'age de 10 à 15 ans izany tsy mahay afa-tsy mamaofy akondro!
avy eo dia mampidera bika ohatra ny voninkazo...
dia avy eo tsy mamela mahazo...
dia avy eo demi-maman miandry mahazo!
sns sns
mandapahatongan'ny tsy mampazoto homana intsony sy lasa mpikarakara an'i mister Pigean sy ny ...81 taonany!
Tsy mamely aho fa mamerina ihany a

Re: Ianareo lehilahy, hono

simp | 25/06/2008, 13:31

zao vao tena tsapa fa tsara kokoa ny lelah noho ny vevavy...
...gender inequality

homme et fier de l'etra hahaha

Re: Ianareo lehilahy, hono

simp | 25/06/2008, 13:32

doty: tokony tsisy H ilay lohateny ;-)

Re: Ianareo lehilahy, hono

news2dago | 25/06/2008, 13:48

news2dago

enao ity dia mapime foana marina

Re: Ianareo lehilahy, hono

lehilahytsyresy | 25/06/2008, 15:17

Endrey... Tena tsara tokoa hay ny lehilahy.
:-)

* "ianareo" no fomba fanoratra ankehitriny. (Fa "hianareo" kosa dia fomba fanoratra ao anaty baiboly sy ao anatin'ireo rakitsoratra nosoratan-dRainilaiarivony sy Ranavalomanjaka)

Re: Ianareo lehilahy, hono

pissoa | 25/06/2008, 18:11

zao vao tena tanteraka ilay hoe ny lehilahy tsy mba ratsy loool

Re: Ianareo lehilahy, hono

Lalasoa | 25/06/2008, 21:25

Nisy vokany tsara ihany ny Aza ampijaliana ny tenintsika an! Efa nahitsiko izy izay, rankizy a!
Fa ilay 51 - 60 taona no hitako ratsy indrindra, sa ahoana hoy 'nareo?

Re: Ianareo lehilahy, hono

ikalamako | 25/06/2008, 23:24

ikalamako

zany raha misy azo raisina ny endrik'izy ireo hatramin'ny fahatanorana mandra-pahaantitra...
Ary tena marina kay fa ny lehilahy nidina avy t@ gidro ?

Re: Ianareo lehilahy, hono

ikalamako | 25/06/2008, 23:26

ikalamako

efa avy nitsikilo tato indray aho io ry lalasoa an :
http://www.everyoneweb.fr/lalasoa/

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb