Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!
mampi2003 | 25 Jiona, 2008 23:21
25 jona 2008: cyberfety-ko faharoa.
Vokatry ny cyberfety voalohany dia tsapako mila manao fanatanjahan-tena ny atidohako fa tsy mahita izay atsimo sy avaratra amin'ilay resaka internet aho. Ny soa fianatra koa e, hitako tsara tarehy tsinona ny MySpace-n'ikalamako (efa hitan-droky ny blaogy vaovaon'i Uli?); an an an fa ny tena marina i Pissoa ilay nanontany hoe maninona no tsy atao ato amin'ny blaogy malagasy ny tononkalo no naniriako hanao pejy manokana. Dia mameno azy tsikelikely ao aho.
Dia misaotra anareo rehetra: soa fa nisy ianareo!
Ka dedaka aho anie izany e :-) Mba omeo tehaka kosa ry simplex a! Sady mba mora kokoa ho an'ny mazoto mamaky tononkalo e dia ato ny masaka azo atolotra àry.
E dia aza adino ny mamela hafatra (ao amin'ny Teny farany)! Soava tsarà daholo!
news2dago | 26/06/2008, 09:27
mahazo tehaka zany lalasoa e
Lalasoa | 26/06/2008, 09:54
Misaotra amin'ny tehaka mirefodrefotra e!
ikalamako: ato Uli no manoratra momba ny mozika gasy -> http://malagasymusic.wordpress.com/
ary ato momba ny ambiny rehetra -> http://rakotozafy.wordpress.com/
jogany | 26/06/2008, 14:51
raovina???ay ve ee
!tehaka be dia be dia
(manja be ilay concept !doty be)
sipagasy | 26/06/2008, 16:30
mahafinaritra ny nitafa niaraka taminareo rehetra vory teo kann
pissoa | 26/06/2008, 18:36
Lalasoa : bedy ve raha ny sary no jerena voalohany ? hi hi.
Misaotra eeeeee
simp | 26/06/2008, 18:51
milay bee
clap clap
Lalasoa | 26/06/2008, 23:40
Ianareo no isaorana e! :-)
Lalasoa | 26/06/2008, 23:54
pissoa > dia efa atambatro ao daholo ny tononkalo rehetra ka!
Arahaba | 28/06/2008, 10:22
Arahabaina e.
Rendez-vous à Stockholm le 25 Juillet pour notre grande parade !
Mitady ny lafatra ka
tsy mety afa-po!
Izay ny fiainana,
mikaroka ny mahasoa
sy ny mahafinaritra.
| « | Novambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | ||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
| 30 | ||||||
Re: Cyberfety faharoa
ikalamako | 26/06/2008, 00:20
ikalamako : !tehaka lalasoa
BotLives01: tehaka be daholo ho an'i lalasoa eeeee. wééééé
(Rehefa kelikely mbola hanokatra blaogy eto koa i Botlives01, fa inona tokoa moa no misakana azy ? lol)
Aiza adiresy Uli vaovao zany klou (doty) indray ary e !!!