Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!
mampi2003 | 08 Jolay, 2008 00:57
lehilahytsyresy | 08/07/2008, 18:59
Sao dia tokony ho nanantona mpisikidy mpijery tonon'andro gasy kosa ingahy rainy io, fa tsy mifanaraka aminy ny horoscope -mbazaha.
:-)
pissoa | 08/07/2008, 21:14
tsssss ! ha ha ha ha ha
Mitady ny lafatra ka
tsy mety afa-po!
Izay ny fiainana,
mikaroka ny mahasoa
sy ny mahafinaritra.
Rehefa tsy ato amin'ny
www.metrobloggen.se/lalasoa aho izany
dia manatevina ny ato amin'ny
www.everyoneweb.fr/lalasoa indray
| « | Aogositra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | |||||
| 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
| 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
| 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
| 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
| 31 | ||||||
Re: Androany
ikalamako | 08/07/2008, 11:35
horoscope misogyne ny azy kle !