Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!
mampi2003 | 13 Jolay, 2008 22:03
Fialan-tsasatra ny andro ka mahafinaritra ny mamaky boky. Iza no efa namaky ny bokin'i Anna Gavalda ianareo? Misy teny vitsivitsy notsoahiko avy tamin'ny bokiny "Je l'aimais" ireto mba hahaliana anareo ny hamaky azy.
"Chez moi, on se touche, on s'embrasse comme on respire"
"Pourquoi montrer sa faiblesse? pour prendre des coups?"
"As-tu songé au chagrin de ceux qui partent?"
Mirary vakiteny mahasoa! Dia mba ilazao izay boky (roman) tsara hovakiana koa e!
lehilahytsyresy | 14/07/2008, 09:48
Tiako be ilay hoe:
"Pourquoi montrer sa faiblesse? pour prendre des coups?"
Tena marina tokoa io.
Misy itovizany amin' ny fomba fisaina aty atsinanana.
ikalamako | 14/07/2008, 12:49
lehilahytsyresy : sy tsy itoviany amin'ny mpino amin'ilay hoe "raha misy mamely ny takolakao havanana dia omeo azy koa ny havia", nefa tokony hoe "tonga dia ndeha miaps na hoe tonga dia daroy ny tendron'orony"
simp | 14/07/2008, 13:30
:)
pissoa | 16/07/2008, 22:27
eto ny sasany amin'ny boky tantara novakiako ... misy tsy tiako akory ny sasany fa ataoko ao ihany lol.
Mitady ny lafatra ka
tsy mety afa-po!
Izay ny fiainana,
mikaroka ny mahasoa
sy ny mahafinaritra.
Rehefa tsy ato amin'ny
www.metrobloggen.se/lalasoa aho izany
dia manatevina ny ato amin'ny
www.everyoneweb.fr/lalasoa indray
| « | Aogositra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | |||||
| 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
| 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
| 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
| 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
| 31 | ||||||
Re: Raha mankafy Gavalda
maintikely | 14/07/2008, 06:53
za tia gavalda :))
mahafinaritra ahy ny fomba fanoratany