Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!
mampi2003 | 17 Jolay, 2008 12:46
Tao amin'ny dokoteram-pianakaviana iray no niseho ny tantara:
- Tena efa nahavita fandrosoana betsaka ianao dokotera! Fony tanora rehefa mankaty aho dia tsy maintsy alàna daholo ny akanjoko hozahanao, ankehitriny mitranga lela fotsiny sisa dia fantatrao ny aretina mahazo ahy!
news2dago | 17/07/2008, 13:16
mety efa miketrona angamba de leo izy ko!MDR
lehilahytsyresy | 17/07/2008, 16:21
Dray re ry Lalasoa. Gravy indray iny !
Toa tena mifandraika amin' ny réalité tokoa izany hatsikana izany k'nouu.
Satria raha mpitsabo iray foana no nitsabo sy nanaraka ny fahasalamany hatramin' ny fahatanorany, dia normal raha efa hain'ilay mpitsabo tsianjery ny antécédents médicaux an' ilay marary, noho izany dia efa azoazony an-tsaina mialoha izay aretina mety hahazo azy.
:-)
simp | 17/07/2008, 17:31
looolll
nitombo kosa ny experiansa eee
pissoa | 17/07/2008, 18:08
ha ha ha !
@Dotmg : inona no dikan'ilay thn
@Lehilahytsiresy : ha ha ha - misy voa njay tamin'iny a :-P
ikalamako | 17/07/2008, 19:46
pissoa : toran'ny hehy angamba o ? mdr
maintikely | 22/07/2008, 06:32
hahaha samy manana ny fandikany azy izany @ity raharaha manga ity!lol
sazykely | 22/07/2008, 15:06
hihihihihi
Mitady ny lafatra ka
tsy mety afa-po!
Izay ny fiainana,
mikaroka ny mahasoa
sy ny mahafinaritra.
Rehefa tsy ato amin'ny
www.metrobloggen.se/lalasoa aho izany
dia manatevina ny ato amin'ny
www.everyoneweb.fr/lalasoa indray
| « | Aogositra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | |||||
| 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
| 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
| 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
| 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
| 31 | ||||||
Re: Tantara mampihomehy 2
ikalamako | 17/07/2008, 13:14
odoie !
:-D