Blaogin'i Lalasoa

Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!

Eto indray fa olombelona!

mampi2003 | 05 Aogositra, 2008 12:50

:-)

Hevitra

Re: Eto indray fa olombelona!

news2dago | 05/08/2008, 13:11

ary tsy mbola miakanjo ihany ve nefa efa milalao solosaina!hi hi hi

Re: Eto indray fa olombelona!

lehilahytsyresy | 05/08/2008, 16:35

Izany hoe rehefa mitohy-mitohy izany ny évolution dia miafara any amin' ny régression indray. hihihi

Indrindra indrindra moa, rehefa mampiasa solosaina, dia lasa tsy mila saina intsony.
Izay izao no fahitako ny dikan' io sary io.

Re: Eto indray fa olombelona!

pissoa | 05/08/2008, 19:24

New2Dago : ha ha ha !

Grave indray izany analyzin'i Lehilahytsyresy izany.

Re: Eto indray fa olombelona!

ikalamako | 06/08/2008, 00:05

veloma daholo nareo fa hitsangana poa toa izay aho raha izao no hiafarako kle - mdr

Re: Eto indray fa olombelona!

simp | 07/08/2008, 16:41

zany hoe lasa miverina niondrika otran'le olon'ny neanderthal indray zany isika eee... asa raha miha-bado toy izany koa..

ity le hoe rajako no fetra haha
tsy zakan'ny saiko :b:b:b:b

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb