Blaogin'i Lalasoa

Manana ny tanjony sy ny lalana alehany ny rehetra, fa izaho nifidy hanana ny ahy ho eo anelanelan'ny tsara sy ny lafatra!

Raha mankafy Lôla

mampi2003 | 25 Aogositra, 2008 12:23

... ary mino fa misy ny Mpiahy!

 

Hevitra

Re: Raha mankafy Lôla

simp | 26/08/2008, 00:11

ankamatatra:
lahatsoratra faran'izay lava indrindra teto @ blaogasyfera :)

Re: Raha mankafy Lôla

mampi2003 | 26/08/2008, 08:29

Jentilisa sy News2dago!
(Aza mamely akaiky eo ry simp a!)

Re: Raha mankafy Lôla

news2dago | 26/08/2008, 10:25

Nareo koa nama a! k'tao an'zany a oeeee!!!

za manana clip bobaka be nouveauté mihitsy fa saingy matahoatra omda de tsy sahy mamoaka e! ze mila dia manorata aty amiko fa omeko! lol indrndra nareo any ivelany tsy maharaka ireo!

Re: Raha mankafy Lôla

Lalasoa | 26/08/2008, 15:42

Ko na tsy hoe misy fidiram-bola aza ve ilay izy ry news2dago?

Re: Raha mankafy Lôla

ikalamako | 27/08/2008, 13:02

tapaho na sarony bruit ry news2dago a ! sa tsy azo atao koh. Tsika aza mba manao pibilisité ho andrizalahy ve de ho fahotana koh.

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb